|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 arahaba ho arivo tratry ny taona |
| Singan-teny | 2arahaba, 3ho, 4arivo, 5tratra, 6taona |
| Sokajin-teny | 7 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
8teny fiarahabana teo amin' ny Ntaolo raha tojo ny taom-baovao.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
9a new year's salutation.
10Lit. 11may you be a thousand (times) reached by the year!. [1.2] |
| Voambolana | 12 Teny fanajana |
| Mpanahaka | 13 arahabatratrynytaona |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|